Mankasitraka fa mazava ho anay vahoaka ny voalazanao ary mba ahoana hoy ny filohan’ny CENI?

Fanehoan-kevitra avy amin’i Serge Imbeh Jovial, ” Te hanana ny tsara aho ka tsy maintsy miteny ‼️ Andriamatoa Filohan’ny CENI Madagascar Madagascar
Aoka re tompoko mba hanana « honnêteté intellectuelle » isika.
Manamafy ianao fa azo hianteherana io lisitra io satria ny audit zay natao dia manamarina izany .Asa na fantatrao fa misy karazany maromaro ny atao hoe OPINION D’AUDIT : – Clean Opinion
– Opinion avec réserve,
– Opinion défavorable et
– la formulation d’une impossibilité d’exprimer une opinion.
Isika tompoko dia OPINION AVEC RÉSERVE araka ny voalaza ny rapport OIF eto ambany. Tsy anjarako no mampianatra anareo fa manome ny hevitro @ vahoaka Malagasy. Ny atao hoe Opinion sous… Plus




Source From : Chasse-info