Tsy mbola mivaly ny bac
. Ireto bitika 450isa ireto tsy maintsy alefa mianatra. TSY VITAKO IRERY FA VITANTSIKA MIARAKA.
Kitiho ny rohy dia vidio ny toeranao hanatrika ny seho 🎶🎤🎸.
Raha SANATRIA tsy afaka ho avy dia kitiho ny rohy dia MANAOVA FANOMEZANA🎁💸 ❤❤.
Mividiana TOMBOLA ahazoana billet 🛩mankaty Dago omen’ny CAP MADAGASIKARA VOYAGE.
Izay aloha fa miandry antsika izy ireo❤❤❤🙏🙏🙏
TIAVO ,ZARAO izao resatsika izao🙌🙌
https://www.helloasso.com/associations/humanity-generosity-for-madagascar/evenements/concert-caritatif-2023