TRATRA NANAO KOLIKOLY TANY ROYAUM-UNIS IKALA ROMY VOOS ANDRIANARISOA KA DIA NOSAMBORIN’NY MPITANDRO FILAMINANA

🛑 Izy moa dia Talen’ny kabinetran’i Rainilaingarivony.

🛑 Noheveriny fa mitovy amin’ny any Dago angamba ny aty andafy ka nanao tànana zatra mitsotra.

👉 Hilaza indray izao ireo mpisolelaka sy mpamono afo dia hilaza fa tsaho ahelin’ny mpanohitra izany.



From : Les 6% imbéciles