« Ary ankehitriny dia kilema aminareo ny anananareo* ady amin’ny namanareo. Nahoana no tsy aleo mandefitra ny tsy rariny aza ianareo? Nahoana no tsy aleo maharitra hambakaina aza ianareo? [* Na: matiantoka mihitsy ny fanahinareo, raha manana] » (1 Korintiana 6:7)
Source