“Hatry ny fony ianao tsy mbola noforoniko tany an-kibo no efa fantatro, ary hatry ny fony ianao tsy mbola teraka no efa nohamasiniko sy notendreko. Aza matahotra azy ianao, fa momba anao hamonjy anao Aho, hoy Jehovah.”
Jeremia 1: 5,8
Source