Mr Daniel dia lehiben’ny Mpanompo Tromba teto Manaratsandry fahiny, efa lasa Katekista sy mpiandry ary lehiben’ny fifohazana ao amin’ny fiangonana misy azy izy ankehitriny. Mijoro ho vavolombelona izy manazava ny fitaka bevava ao ambadiky ny fanompoana tromba.
Source