by All Madagascar | Nov 16, 2023 | Fivavahana, Marka16-15
« Saino ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra ety an-tany. » (Kolosiana 3:2) Source
by All Madagascar | Nov 9, 2023 | Fivavahana, Marka16-15
« Efa antomotra ny andro lehiben’i Jehovah; Eny, efa antomotra sady mihafaingana indrindra, Injay! feon’ny andron’i Jehovah! Ny lehilahy mahery dia mitomany mafy any. » (Zefania 1:14) Source
by All Madagascar | Sep 20, 2023 | Fivavahana, Marka16-15
ROHY FISORATANA ANARANA : https://forms.gle/kp6AL6sqDoWHrk1ZA « Ary hoy Izy taminy: Mandehana any amin’izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin’ny olombelona rehetra » (Marka 16:15) SOLI DEO GLORIA Source
by All Madagascar | Aug 24, 2023 | Fivavahana, Marka16-15
« Dia hoy Mosesy tamin’i Josoa: Mifidiana lehilahy ho antsika, dia mandehana ka miadia amin’ny Amalekita; rahampitso dia hijoro eo an-tampon’ny havoana aho ka hitana ny tehin’Andriamanitra ety an-tanako. » (Eksodosy 17:9) Source
by All Madagascar | Aug 23, 2023 | Fivavahana, Marka16-15
Fandaharana ho an’ny ankizy eto amin’ny pejy Marka 1615 Source