by All Madagascar | May 23, 2023 | Fivavahana, Marka16-15
« Ry malala, aza mamaly ratsy, fa omeo lalana ny fahatezerana; fa voasoratra hoe: Ahy ny famaliana; Izaho no hamaly, hoy Jehovah (Deo. 32. 35). » (Romana 12:19) Source
by All Madagascar | May 10, 2023 | Fivavahana, Marka16-15
« Ny voafaritra ho anjarako dia eo amin’ny tany mahafinaritra; eny, manan-dova tsara aho. » (Salamo 16:6) Source
by All Madagascar | Apr 27, 2023 | Fivavahana, Marka16-15
« Sitrano ny marary, atsangano ny maty, diovy ny boka, avoahy ny demonia; efa nahazo maimaimpoana ianareo, koa manomeza maimaimpoana. » (Matio 10:8) Source
by All Madagascar | Apr 21, 2023 | Fivavahana, Marka16-15
« Tsy mahazo misotro amin’ny kapoaky ny Tompo sy ny kapoaky ny demonia ianareo; tsy mahazo mihinana amin’ny latabatry ny Tompo sy ny latabatry ny demonia ianareo. » (1 Korintiana 10:21) Source
by All Madagascar | Apr 21, 2023 | Fivavahana, Marka16-15
« fa fantatsika fa ny toetsika taloha dia niaraka nohomboana taminy hanimbana ny tenan’ny ota, mba tsy hanompoantsika ny ota intsony. » (Romana 6:6) Source
by All Madagascar | Apr 11, 2023 | Fivavahana, Marka16-15
« Tsarovy ny teny izay nataony taminareo, fony Izy mbola tany Galilia » (Lioka 24:6) Source