by All Madagascar | Dec 23, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Koa ankehitriny, Tompo ô, jereo ny fandrahonany; ary omeo anay mpanomponao ny mba hitory ny teninao amin’ny fahasahiana rehetra, » (Asan’ny Apostoly 4:29) Source
by All Madagascar | Dec 21, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« fa mitomboa amin’ny fahasoavana sy ny fahalalana an’i Jesosy Kristy, Tompontsika sy Mpamonjy. » (2 Petera 3:18a) Source
by All Madagascar | Dec 21, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay manome antsika ny fandresena amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika. » (1 Korintiana 15:57) Source
by All Madagascar | Dec 20, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
Hi dears, this recipe is incredibly easy to make, give it a try. Its a good accompaniment with raw and roasted vegetables and most of other savory dishes. Also, super healthy. I gaurentee, you will love and thank me for it. Ingradients for making thahini sauce : 1/4...
by All Madagascar | Dec 8, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany. » (Eksodosy 20:3) Source