by All Madagascar | Nov 2, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Fa any ivelany ny alika sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpijangajanga sy ny mpamono olona sy ny mpanompo sampy ary izay rehetra tia lainga sady mandainga. » (Apokalypsy 22:15) Source
by All Madagascar | Oct 25, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Ny hevitra rehetra dia aorin’ny fisainana, Ary ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady. » (Ohabolana 20:18) Source
by All Madagascar | Oct 11, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Ary aza manaraka ny fanaon’izao tontolo izao; fa miovà amin’ny fanavaozana ny saina, hamantaranareo ny sitrapon’Andriamanitra, dia izay tsara sady ankasitrahana no marina. » (Romana 12:2) Source
by All Madagascar | Sep 29, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Ary aza manaraka ny fanaon’izao tontolo izao; fa miovà amin’ny fanavaozana ny saina, hamantaranareo ny sitrapon’Andriamanitra, dia izay tsara sady ankasitrahana no marina*. [* Gr. tanteraka]. » (Romana 12:2) Source
by All Madagascar | Sep 29, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Tamin’ny alalany koa no efa nahazoantsika fanatonana amin’ny finoana ho amin’izao fahasoavana itœrantsika izao, ka dia aoka isika hifaly amin’ny fanantenana ny voninahitr’Andriamanitra. » (Romana 5:2) Source From :...