by All Madagascar | Nov 30, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
Ity koa misy fizarana izay nataoko momba io fiangonana io: https://www.facebook.com/permalink.php?story_fbid=pfbid028nro3vAhk65myjkJ9kR4iUdnwGSASfWFZY3tYGitPJYnJEj9JHo5JUNsPoxZLsuTl&id=336776300178729 Source
by All Madagascar | Nov 27, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Fa Izy no nihavian’izao zavatra rehetra izao, ary Izy no mihazona azy, sady Izy koa no antony; Izy anie no homem-boninahitra mandrakizay. Amena. » (Romana 11:36) Source
by All Madagascar | Nov 22, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
Fanamarihana: Tsy voaresako tao amin’ny video fa ahoana tokoa raha vady mihitsy no mpilalao ody? Dia hoy aho hoe aleo misitaka aloha dia mitondra ambavaka azy, dia rehefa vonona hanary ny odiny izy vao miverina fa hoy ny Soratra Masina: « Aza mety hasiana zioga...
by All Madagascar | Nov 17, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Omeo voninahitra Izy ho fiderana Azy. » (Salamo 66:2) Source
by All Madagascar | Nov 8, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
Que votre parole soit toujours accompagnée de grâce, assaisonnée de sel, afin que vous sachiez comment il faut répondre à chacun. (Col. 4: 6) Source
by All Madagascar | Nov 2, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Fa any ivelany ny alika sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpijangajanga sy ny mpamono olona sy ny mpanompo sampy ary izay rehetra tia lainga sady mandainga. » (Apokalypsy 22:15) Source