by All Madagascar | Sep 2, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Miderà an’i Jehovah, fa tsara Izy: Fa mandrakizay ny famindram-pony. » (1 Tantara 16:34) Source
by All Madagascar | Aug 5, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Ary Jesosy nilaza fanoharana taminy, fa tsy mety raha tsy mivavaka mandrakariva izy ka tsy reraka, » (Lioka 18:1) Source
by All Madagascar | Jul 10, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Fa hoy ny anankiray: Masìna ianao, aoka mba hiaraka amin’ny mpanomponao ho any koa ianao. Ary izy namaly hoe: Handeha ihany aho. » (2 Mpanjaka 6:3) Source
by All Madagascar | Jul 10, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
L’Eternel se tourna vers lui, et dit: Va avec cette force que tu as, et délivre Israël de la main de Madian; n’est-ce pas moi qui t’envoie? Source
by All Madagascar | Jun 22, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Ary raha mitsangana mivavaka ianareo, ka misy olona anananareo alahelo, dia mamelà ny helony, mba havelan’ny Rainareo Izay any an-danitra kosa ny helokareo. » (Marka 11:25) Source