by All Madagascar | Jan 9, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Misaora amin’ny zavatra rehetra; fa izany no sitrapon’Andriamanitra ao amin’i Kristy Jesosy ho anareo. » (1 Tesaloniana 5:18) Source
by All Madagascar | Dec 13, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Aza matahotra; minoa fotsiny ihany… » (Lioka 8:50) Source
by All Madagascar | Nov 23, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo, dia ho afaka tokoa ianareo. » (Jaona 8:36) Source
by All Madagascar | Nov 10, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Izany teny izany efa nolazaiko taminareo mba hanananareo fiadanana amiko. Aty amin’izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana; nefa matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao. » (Jaona 16:33) Source
by All Madagascar | Nov 8, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Hianareo no nisaina hanisy ratsy ahy; fa Andriamanitra kosa nisaina izany ho soa, hanao tahaka ny amin’izao anio izao, hamelona olona betsaka. » (Genesisy 50:20) Source
by All Madagascar | Oct 25, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
Eo amin’izay toerana misy an’i Jesoa no misy ny voninahitr’Andriamanitra. Source