by All Madagascar | Sep 1, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Fa izay an’Kristy Jesosy dia efa nanombo ny nofony mbamin’ny faniriany sy ny filany tamin’ny hazo fijaliana. » (Galatiana 5:24) Source
by All Madagascar | Sep 1, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Koa hoy izaho: Aleo fahendrena toy izay hery; kanjo hamavoina ny fahendren’ny malahelo, ary ny teniny tsy mba henoina. » (Mpitoriteny 9:16) Source
by All Madagascar | Aug 30, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Inona no havaliko an’i Jehovah Noho ny soa rehetra nataony tamiko? » (Salamo 116:12) Source
by All Madagascar | Aug 18, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Iza no hiampanga ny olom-boafidin’Andriamanitra? Andriamanitra no manamarina azy. » (Romana 8:33) Source
by All Madagascar | Aug 13, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Didy vaovao no omeko anareo, dia ny mba hifankatiavanareo; eny, aoka ho tahaka ny fitiavako anareo no mba hifankatiavanareo kosa. » (Jaona 13:34) Source
by All Madagascar | Aug 13, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin’ny fanjakan’ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon’ny Raiko Izay any an-danitra. » (Matio 7:21) Source