by All Madagascar | Jul 14, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Aza sarahina amin’ny finoana ny sitrapon’Andriamanitra raha tsy te ho diso fanantenana. Source
by All Madagascar | Jul 2, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Ny hevitra rehetra dia aorin’ny fisainana, Ary ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady. (Ohabolana 20:18) Source
by All Madagascar | Jun 30, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Sambatra izay manaiky sy ny mihaino ny tenin’ity faminaniana ity ka mitandrina izay voasoratra ato anatiny; fa antomotra ny andro. (Apokalypsy 1:3) Source
by All Madagascar | Jun 26, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo, dia ho afaka tokoa ianareo. (Jaona 8:36) Source
by All Madagascar | Jun 20, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Mihavàna amin’Andriamanitra anie ianareo. (2 Korintiana 5:20b) Source
by All Madagascar | Jun 16, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Angataho amin’ny Tompo mihitsy ny hahaizanao mangina, satria indraindray na mangina aza ny vavantsika, ny saina sy ny fo mitabataba tsy mijanona ary manozona mihtsy azy angamba ao anaty ao: efa tsy mangina ihany izany. Source