by All Madagascar | Apr 5, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Ilay Fahandriam-pahalemana Tompo o, ilay fahandriam-pahalemana, vao @ 7h30 kosa ve zany dia tsy afaka handeha eny an-dàlana intsony, dia h@ firy ka h@firy zany sisa no hiasa??? Aty ivelany anie ka afaka manao asa 2 aza ny olona, mbola afaka mianatra aorian’ny miasa...
by All Madagascar | Mar 31, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Ankatoky ny Paska! Ohatran’zao ny paoziko mankany am-piangonana, mety ve? 🙈 Ilay fitadiavana atody sy famokisan-tena mantsy eo ihany fa tena aoka mba tsy hadino hoe fety masina ny niantombohan’ny ty tantara ty😉 Dia aleo koa mba voky Fitahiana sy Fahasoavana koa isika,...
by All Madagascar | Mar 31, 2023 | Auggy Tojo, Hatsikana, Mpisehatra
MISS & FOOTBALLEUR 🇲🇬 i Thomas Fontaine no Barea nandefa azy tany voalohany rehefa nangataka isika malagasy ka nanao hoe ALEFA BAREA, namokatra tsara ny lalao teo ambony kianja ary norovitin’i Fontaine hatramin’ny harato. Mitarika 1 sy 0 isika...
by All Madagascar | Mar 23, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Découvrez plus de vidéos sur Watch Source From : Razafitsifa Vonjy...
by All Madagascar | Mar 19, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Vokatra be kay tony zaza tony, tsara tondraka. Vetivety dia hoe « maman je sais ce que je veux » aiza le minono be taloha🥰 Bon dimanche nareo❤️ · Source From : Razafitsifa Vonjy Officiel
by All Madagascar | Mar 19, 2023 | Auggy Tojo, Hatsikana, Mpisehatra
Découvrez plus de vidéos sur Watch From : AUGGY...