by All Madagascar | Apr 26, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Un petit mot pour moi? 🙈 Ny ahy hoe: « tiako nareo » dia tafandria mandry🥰 · Source From : Razafitsifa Vonjy Officiel
by All Madagascar | Apr 13, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Rehefa ndry ilay mahazo « remarque » @ilay tsy hitandry zay handraisana azy, hoe compliments ve sa inona izy zany🤭 Zay mety aminao hatao, fa zay no zava-dehibe😉 Dia mankanesa any @ ECCOVA https://www.facebook.com/ECCOVAmadagascar Tel 0344059884 na 0326681426 · Source...
by All Madagascar | Apr 9, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
RNS VICHY Tarika Razafimahefa finaliste, tennis #Myman is🔥 Source From...
by All Madagascar | Apr 5, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Ilay Fahandriam-pahalemana Tompo o, ilay fahandriam-pahalemana, vao @ 7h30 kosa ve zany dia tsy afaka handeha eny an-dàlana intsony, dia h@ firy ka h@firy zany sisa no hiasa??? Aty ivelany anie ka afaka manao asa 2 aza ny olona, mbola afaka mianatra aorian’ny miasa...
by All Madagascar | Mar 31, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Ankatoky ny Paska! Ohatran’zao ny paoziko mankany am-piangonana, mety ve? 🙈 Ilay fitadiavana atody sy famokisan-tena mantsy eo ihany fa tena aoka mba tsy hadino hoe fety masina ny niantombohan’ny ty tantara ty😉 Dia aleo koa mba voky Fitahiana sy Fahasoavana koa isika,...
by All Madagascar | Mar 23, 2023 | Mpisehatra, Vonjy Razafitsifa
Découvrez plus de vidéos sur Watch Source From : Razafitsifa Vonjy...