by All Madagascar | May 29, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Règles élémentaires, vao ceinture blanche, manomboka karaté = Ambanimbany… ambanimbany… Fa amin’ity kata iray ity, tsy ilay tary anak’2 manao “ambanimbany” no mahazo 6e dan fa i Rainy ! Source From : Mouvement TSAR – Tout Sauf...
by All Madagascar | May 27, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Ceinture Orange tonga d noire, 6e dan. Source From : Mouvement TSAR – Tout Sauf Andry...
by All Madagascar | May 25, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Raha tany am-pianarana dia nahazo 00/20 indray i Rainy ! Efa hoe “100 taona tamin’ity 2023” ity dia … 1932 hono. Mba menatra e ! Source From : Mouvement TSAR – Tout Sauf Andry...
by All Madagascar | May 23, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Toy izao i Rainy rehefa mampitovy tena amin’i Michael Jackson. Tsy afa-po izy raha tsy misy torana mijery azy. Aretina ilay izy ! Source From : Mouvement TSAR – Tout Sauf Andry...
by All Madagascar | May 21, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Lalaon’ny Nosy : Nampisendoatra ireo vahiny ny kitoatoa ataon’ny Mpitondra malagasy 🇫🇷Tezitra mafy ny delegasiona avy ao La Réunion fa tsy ny sainam-pireneny – manga/fotsy/mena 🇫🇷 amin’ny maha-départemanta frantsay azy – no nataon’ny mpitondra malagasy...
by All Madagascar | May 18, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Mahay lisany !!! Source From : Mouvement TSAR – Tout Sauf Andry Rajoelina