by All Madagascar | Jul 22, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Saint-Germain lès Arpajon (Le Voilier) – 22 Jolay 2023 – Fihaonana – Marc Ravalomanana 15:30 Ny fahatongavan’ny kandidà Marc Ravalomanana. Source From...
by All Madagascar | Jul 22, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
Nanamparany izay saim-pantany . Source From : Tia Tanindrazana
by All Madagascar | Jul 21, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
Izao no vokatry andrakandrana sy tsapatsapa manarapenitra. Source From : Tia Tanindrazana
by All Madagascar | Jul 20, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
« Hiaraka isika hanavotra an’i Madagasikara… Amin’ny asabotsy 22 jolay amin’ny 2 ora ao Saint-Germain-lès-Arpajon isika no hihaona… Tongava! » (Marc Ravalomanana) Source From : Ny Valosoa...
by All Madagascar | Jul 20, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
HERINARATRA ETO MADAGASIKARA “MARI-TOERANA REHEFA TAFAPETRAKA IREO TETIKASA MAROBE” Mbola misy fohy ezaka sy lavitra ezaka ny fanarenana ny tontolon’ny herinaratra eto Madagasikara raha ny nambaran’ny filoham-pirenena, hoy anio ny minisitry ny angovo sy...
by All Madagascar | Jul 20, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
SAHY IANAO Sahy ianao raha mbola hiverina hirotsaka, Fa ny anay dia teny tsotra sy mazava: Tsy azo ekena intsony ny olona kapotsaka, Izay namotika, nanimba sy nandrava! Tsy azo ekena ny hamerenana eto indray Ireo lainga maro sy karazam-pamitahana, Ary ianao izay...