by All Madagascar | Apr 3, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Sambaina (3.4.2023 10:10) – Na dia sakanana eto Sambaina àry ny fiaran’ny filoha Marc Ravalomanana dia tsy matahotra dia an-tongotra Dada. Source From : Ny Valosoa Vaovao
by All Madagascar | Apr 3, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
ONIVERSITEN’I MAHAJANGA RAIKITRA INDRAY NY GREVY Raikitra vao maraina ny grevy noho ny antony maromaro ka anisany ny vatsim-pianarana efa vary mangatsiaka hatramin’ny 2021. Tahaka izany ihany koa ny vatsim-pianarana 5 volana miampy fampitaovana,…...
by All Madagascar | Apr 2, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
Saisie des matériels de La Gazette de la Grande Ile… Quid de la sécurité des informations contenues dans les ordinateurs? #libertedexpression #lagazettedelagrandeile #povcartoon #povcartoonist #dessindemada #presselibre #madagascarpolitique ...
by All Madagascar | Apr 2, 2023 | News Réseaux sociaux, Review by GR, Review news, Vaovao
Partage de la Pensée du dimanche 2 avril 2023 – PROSVETA Univers – tout notre être est lié avec toute la création “Par le seul fait qu’ils sont des créatures, les humains sont liés à tout ce qui, comme eux, a été créé dans l’univers....
by All Madagascar | Apr 2, 2023 | News Réseaux sociaux, Review by GR, Review news, Vaovao
Mirary Alahadin’ny Sampakazo, na ny Sampandrofia, Mahafinaritra ! Happy Palm Sunday ! Bon Dimanche des Rameaux ! Feliz Domingo de Ramos ! Schönen Palmsonntag ! Source From : Georges Ranaivomanana
by All Madagascar | Apr 2, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
FLM Ambohimasina Itaosy (2.4.3023) – Alahady Sampan-drofia Marc Ravalomanana: “Nifidy ny hiara-hiombom-bavaka teto amin’ny FLM Ambohimasina Itaosy aho amin’izao Alahadin’ny Sampan-drofia izao. Amin’izao fanombohan’ny...