by All Madagascar | Aug 3, 2023 | Caricatures, Pov cartoon, Vaovao
Ny fanabeazana no mitaiza ny saina, ny toe-tsaina no mampiroborobo. #luttecontrelapauvrete #education #enseignement #cycledelapauvrete #povertycycle #dessindepov #povcartoon #povcartoonist #povcartoons Source From : Pov cartoonist
by All Madagascar | Aug 2, 2023 | Caricatures, Pov cartoon, Vaovao
Miala vazaha, misolo vazaha… dessin paru dans L’express Maurice #nigerfrance #RussieAfrique #dessindepov #povcartoons #povcartoon Source From : Pov cartoonist
by All Madagascar | Jul 30, 2023 | Review news, Vaovao
Nateza be mihitsy ireto “orchidées” ireto fa efa ho 3 volana izy ireo zao no namelatra teo an-tokotaninay. AROVY SY KAJIO ARY TIAVO NY NATIORA MBA HITIAVANY ANAO SY HANOMEZANY ANAO NY SOA SY NY TSARA EO AMIN’NY LAFINY FAHASALAMANA SY FAHAFINARETANA...
by All Madagascar | Jul 30, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Alahady 30 jolay 2023 – Marc Ravalomanana – Hanatrika ny fametrahana ny arseveka vaovao. EGLIZY MIARA-DIA Teny an-dalana hanatrika ny FAMETRAHANA NY ARSEVEKA VAOVAO ETO ANTANANARIVO MGR Jean de Dieu RAOELISON. Teny an-dalana hiaraka hivavaka...
by All Madagascar | Jul 29, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
Inona no ifandraisan’ny “poteau” sy ny “oiseau” ? Ry zalah teknisian’ny Jirama no mahalala tsara an’io . Source From : Tia Tanindrazana
by All Madagascar | Jul 26, 2023 | Caricatures, Pov cartoon, Vaovao
Ndao fa lalana #jioi2023 #jeuxdesiles2023 #politiquemadagascar #madagascartoon #dessindepov #povcartoon #povcartoons #povcartoonist Source From : Pov cartoonist