Fitiavan-tanindrazana

Fitiavan-tanindrazana

Atolotra mba ho vakiana sy ho tsakotsakoana ity tononkalo nivoaka tao anatin’ny pejy REDIREDIN-DRASAMY ity tamin’ny 25 juin 2019, ary mitondra ny lohateny hoe => FITIAVAN-TANINDRAZANA. Ny fitiavan-tanindrazana dia ny fananana finiavana manohitra amin’ny...