05/06/2023- Rtoa Doris Samuel Rakoto (tohiny).

DORIS RAKOTO SAMUEL: raha ny vaovao farany dia nosamborin’ny zandary androany alatsinainy 5 jona vao maraina tao an-tranony Rtoa Doris Rakoto Samuel, vadin’i Mahery Lanto Manandafy. Heverina fa misy fifandraisana amin’ny hetsika notarihiny teny Analakely ny 31 may lasa teo sy ny fanehoan-keviny hatrizay izany.Andrasana ny mety ho tohin’ny raharaha sy ny fanazavana ofisialy avy amin’ny manampahefana.



Source From : Tia Tanindrazana