06/05/2023. TOAMASINA. Dian’ny Filoha RAVALOMANANA (tohiny).

Tontosa soamantsara ny Kongresi-paritra teto amin’ny renivohitry ny Faritra Antsinanana Anio. Fahombiazana tanteraka ny hetsika rehetra satria isika izao ilay hanangana Firenena Vanona. Hiaraka hifanome tanana amin’ny fandraisan’ny tsirairay anjara andraikitra isika hanarina indray ilay Madagasikara Voajanahary.
Mankasitraka anareo rehetra tonga maro.







Source From : Marc Ravalomanana – Ofisialy