by admin-akla | Feb 12, 2023 | Mozika
Indro, efa nomeko fahefana hanitsaka menarana sy maingoka sy handresy ny hery rehetra ananan’ny fahavalo ianareo, ka tsy … source
by admin-akla | Feb 12, 2023 | Mozika
Fiadanana no avelako ho anareo, ny fiadanako no omeko anareo; tsy tahaka ny fanomen’izao tontolo izao no fanomeko anareo. source
by All Madagascar | Feb 12, 2023 | Mbola talenta, Mozika
S.O.S🇲🇬 Mangataka tolotanana avy aminareo Tompoko namana sy havana sy ny rehetra mahafantatra na tsia izahay. Mba ho fanampiana an’i Riantsoa Joro Fanantenana 40 taona, manan-janaka 4 mianadahy, marary Rein ( Insuffisance Rénale phase Terminale ), izay efa notsaboina...
by All Madagascar | Feb 12, 2023 | Fivavahana, FTV FJKM
Alahadin’ny Baiboly manerana an’i Madagasikara “Madagasikara henika ny fahalalana an’i Kristy amin’ny alalan’ny Soratra Masina” Notanterahin’ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy (FMBM) FJKM Ankadifotsy Velona...