S.O.S🇲🇬
Mangataka tolotanana avy aminareo Tompoko namana sy havana sy ny rehetra mahafantatra na tsia izahay.
Mba ho fanampiana an’i Riantsoa Joro Fanantenana 40 taona, manan-janaka 4 mianadahy, marary Rein ( Insuffisance Rénale phase Terminale ), izay efa notsaboina nandritra ny heritaona mahery. Tsy afaka mitady fitediavana izy noho ny aretina mahazo azy
Nefa dia tsy maintsy manao dialyse in-3 isakerin’andro.
EFA niezaka nanao izay tratry ny heriny izy sy ny fianakaviny
Kanefa noho ny fahalafosan’ny sarany fitsaboana dia tsy maharaka intsony ny eo am-pelatanana.
Noho izany indrindra dia mikarakara opérations izy sy ny fianakaviany . Hitatsika io amin ny sary ny antsimpirihany
” TSY misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy 🙏”

✅Mangataka ihany koa Tompoko ny hotrotroana amam-bavaka satria ny” Ny fiàsan’ ny fivavaky ny marina dia mahery indrindra “Jakoba 5:16

Mangataka ihany koa ho an’ny malala-tanana tompoko
✅MVola : 034 31 665 71 Riantsoa Joro Fanantenana

📌Mankasitraka ny amin’ny fandraisana anjara antsika rehetra tompoko.
Ny Tompo anie hamaly fitia.

N.B: Mba mangataka Partage aux max tompoko.
Pizza aux fruits de mer : 25000 ar
Pizza aux fromages : 20000 ar
Petit four cocktail : 10000 ar
Kopy 6 pieces : 30000 ar






Source