by All Madagascar | Apr 1, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Federasionan’ny fikambanana mpanao gazety FAJM – Mitaky maika ny fanokafana ny La Gazette de la Grande Ile Nanonin’i Niaina Manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena amin’izao fotoana, nanao fanambarana tetsy Antanimena ny FAJM : Federasionan’ny fikambanan’ny mpanao...
by All Madagascar | Apr 1, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Andry Rajoelina – Filoha, mpitari-bato vilam-bava Andry Tsiavalona Nanao antso tamin’ny Malagasy indray ny filohan’ny Repoblika IV-2, Andry Rajoelina ny 29 Martsa lasa teo, hiray hina sy handresy ireo sakana amin’ny fampandrosoana ny Firenena. Ny manahirana anefa dia...
by All Madagascar | Apr 1, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
EDITO 1 Aprily – Diso mpitondra ny vahoaka – Tratry ny fitondrana mitanila ny Malagasy Sôh’son Izao fitondrana Rajoelina izao no mby amin’ilay teny ao anaty Baiboly hoe: ny sombin-kazo eny amin’ny mason’ny olona no hitany, fa ny andry eo amin’ny masony tsy hitany....
by All Madagascar | Apr 1, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
BASY VERY TANY VAVATENINA HITA TANY SOANIERANA IVONGO Vaovao avy amina olona tsara sitrapo no nahafantaran’ny zandary fa misy olona 3 mampiahiahy anaty hotely lehibe iray ao Soanierana Ivongo. Voalaza fa avy nanao fanafihana tao Antanifotsy ireto jiolahy ireto,...
by All Madagascar | Apr 1, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
Herinandro an-tsary. · Source From : Tia Tanindrazana