by All Madagascar | Jun 24, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
ADIN’NY SAMY ROSIANA TSY MIFANARAKA INTSONY I POUTINE SY NY GROUPE WAGNER Nampangain’ny filoha Rosiana Vladimir Poutine ho mpamadika sy mpandefona ivoho ny vondrona mitam-piadiana Wagner tarihin’i Evgueni Prigojine. Ity vondrona mitam-piadiana ity hatrizay no eny...
by All Madagascar | Jun 24, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Ny mety aminareo dia mangina fa tsy misy hihaino anareo intsony eo. Frantsay Rajoelina dia izay! LOVA HASINIRINA RANOROMARO, MPITONDRA TENIN’NY FILOHA : « Ady hevitra tsy mitombina (faux débat) ny hoe mety sa tsia ny filoha Andry Rajoelina mizaka ny zom-pirenena...
by All Madagascar | Jun 24, 2023 | Caricatures, Pov cartoon, Vaovao
Fête Nationale arrive… #nationalitemalgache #madagascarpolitique #dessindemada #povcartoon #povcartoons #dessindepov #madagascartoon #fete26juin #madagascarindependance Source From : Pov cartoonist
by All Madagascar | Jun 24, 2023 | Politika, Salantapy Vidéo
Découvrez plus de vidéos sur Watch From : Salantapy Video...
by All Madagascar | Jun 24, 2023 | Bodo Razafindrazaka, Mozika
Salama daholo. -I JULIE RAFARAMALALA NO NAHAZO tapakila hidirana rahariva. -San Toni oo mahazo tickets tombola – MendRycka Randrian no mahazo Tee-shirt. Misaotra nilalao eee. ❤️❤️❤️ Miditra mp hoe ireo voatonona ireo azfady🙏🙏🙏 Source From : BODO Diva’s...