by All Madagascar | Jul 20, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Finaritra, mofon’aina ho anao. Zoma 21 jolay 2023. Mar. 13: 14 – 20 HEVERO NY FIFIDIANAN’NY TOMPO. Tsy maintsy handalo andro mampahory isika: – Fahavetavetan’ny fandravana: and-14 Fahoriana lehibe no ambaran’i Jesoa eto. ....
by All Madagascar | Jul 20, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
HERINARATRA ETO MADAGASIKARA “MARI-TOERANA REHEFA TAFAPETRAKA IREO TETIKASA MAROBE” Mbola misy fohy ezaka sy lavitra ezaka ny fanarenana ny tontolon’ny herinaratra eto Madagasikara raha ny nambaran’ny filoham-pirenena, hoy anio ny minisitry ny angovo sy...
by All Madagascar | Jul 20, 2023 | Review news, Vaovao
Partage pour information d’une caricature publiée par Midi Madagasikara. Les gens commence le compte à rebours, càd le décompte vers la fin des 3 semaines ordonnée par le président français de Madagascar pour supprimer le délestage. Gare au ministre de...
by All Madagascar | Jul 20, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
SAHY IANAO Sahy ianao raha mbola hiverina hirotsaka, Fa ny anay dia teny tsotra sy mazava: Tsy azo ekena intsony ny olona kapotsaka, Izay namotika, nanimba sy nandrava! Tsy azo ekena ny hamerenana eto indray Ireo lainga maro sy karazam-pamitahana, Ary ianao izay...
by All Madagascar | Jul 20, 2023 | Caricatures, Pov cartoon, Vaovao
Very hasina sy lanja ny fampianarana e. Efa ela izany no hita taratra nanomboka tamin’ny fanaovana tsinontsinona ireo mpampianatra sy mpanabe. Ny ankizy ato no mifafa ny rihitra. #educationmadagascar #baccalaureatmadagascar #dessindepov #povcartoons #povcartoon...