by All Madagascar | Aug 13, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Afa-baraka mihitsy ny firenena amin’ireto mpitondra jiolahim-boto ireto. FITONDRANA MPANAO TRAFICS EN TOUS GENRES : Tratra indray ny filoha fa voasambotra any Royaume-Uni (Londres) tamin’ny alakamisy lasa teo ny Directrice de Cabinet n’i Présidence...
by All Madagascar | Aug 13, 2023 | Fivavahana, FTV FJKM
FANOMPOAMPIVAVAHANA FJKM “Mijoroa amin’ny finoana” Alahady natokan’ny Foibe FJKM hitondràna am-bavaka sy hanohanana ny Komitin’ny Fananganana Tsangambaton’ny Martiora (KFTM). Alahady 13 Aogositra 2023 FJKM Tranovato Ambatonakanga...
by All Madagascar | Aug 13, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
Tahina Razafinjoelina teto Antsirabe.Voarain’ny vahoakan’i Vakinankaratra ny Vina ho an’i Madagasikara, voaray ny hafatra. TSOTRA, MARINA, MAHOMBY. Source From : Tia...
by All Madagascar | Aug 13, 2023 | Review news, Vaovao
NY FANKAHALANA nosoratan’i Fredy Jaofera Ny fankahalana dia hatezeran’ny reraka tsy mivoy ny hatsarana fa fanesoana tanteraka. Ny fankahalana dia herisetran’ny adala tsy mpandray fanajana ho an’ny tsy mahalala. Ny fankahalana dia...
by All Madagascar | Aug 13, 2023 | Akon'ny omaly, Mozika
RIP ho an’TIANA ANDRIANAINA ,izay vao nandao an-tsika omaly Source From : Harve Mialitera...