by All Madagascar | Aug 15, 2023 | Madagasikara, Rêver Madagascar
PLAGE NOSY VE TULÉAR 😍😍😍 Source From : Hoby Rakotoarimanana
by All Madagascar | Aug 15, 2023 | Caricatures, Pov cartoon, Vaovao
Ataon-dry 8cm isany pinata mihitsy ilay firenena kleh. #presidencemadagascar #businessmadagascar #corruptionmadagascar #povcartoon #povcartoons #dessindepov Source From : Pov cartoonist
by All Madagascar | Aug 15, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Tsy miova ny critères de sélection… Homme, moche, cheveux crépus… s’abstenir Tohizo raha mbola misy hafa. Source From : Mouvement TSAR – Tout Sauf Andry Rajoelina
by All Madagascar | Aug 14, 2023 | Les 6% imbéciles, Politika
HOY ‘NDRAY LE KATITAKELY SOLAVANTONY MPAMONO AFO 👉 Congée izy ary nandeha nanao vakansa no nialàny teto Madagascar. 🛑 Aza manabadra olona ry nandra a ! Hay ve vao miasa roa volana dia mahazo congé ao amin’ny présidence ao e ? 🛑 Aza mihevitra ny gasy ho...
by All Madagascar | Aug 13, 2023 | Les 6% imbéciles, Politika
TRATRA NANAO KOLIKOLY TANY ROYAUM-UNIS IKALA ROMY VOOS ANDRIANARISOA KA DIA NOSAMBORIN’NY MPITANDRO FILAMINANA 🛑 Izy moa dia Talen’ny kabinetran’i Rainilaingarivony. 🛑 Noheveriny fa mitovy amin’ny any Dago angamba ny aty andafy ka nanao tànana...