by All Madagascar | Aug 3, 2023 | Gazety, Tia tanindrazana, Vaovao
https://m.facebook.com/story.php?story_fbid=103101196218175&id=100095548832582&mibextid=Nif5oz HAMELABELATRA NY VINA HO AN’I MADAGASIKARA ISIKA Manasa antsika rehetra hanjohy ny FANDAHARANA MANOKANA, ny ALATSINAINY 07 AOGOSITRA izay arahinao ao...
by All Madagascar | Aug 3, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Raharaha Ninie Donia. 𝗪𝗔𝗪𝗔 𝗦𝗔𝗟𝗘𝗚𝗬 – Nandohalika nanao antso avo tamin’ny Filoham_pirenena mba hamoahana ny mpanakanto #NINIE_DONIA any Amponja i #WAWA, nandritra ny fanokafana ny festival #Somarôho omaly. ©Crépin Be Ndragnahary Source From : Mada 100.8...
by All Madagascar | Aug 3, 2023 | Caricatures, Pov cartoon, Vaovao
Ny fanabeazana no mitaiza ny saina, ny toe-tsaina no mampiroborobo. #luttecontrelapauvrete #education #enseignement #cycledelapauvrete #povertycycle #dessindepov #povcartoon #povcartoonist #povcartoons Source From : Pov cartoonist
by All Madagascar | Aug 3, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Ry Malagasy ! Hay tokoa moa izany mbola handoa trosa amin’i ARENA sy ILO ary ILONA (vazaha) ny taranakao ? Aza kanosa ka manaiky ho marionetin’i Rainilaingarivony. Mitongava saina fa mampalahelo anakay. Ary tena mampalahelo anakay. Source From : Mouvement...
by All Madagascar | Aug 2, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Ny an’ny olona, any Afrika, miala amin’ny Mpanjanaka. Ny an’là nangataka ho frantsay. Dia tsy taitra mihitsy elà. Ahoana moa hoy i Koto ? Source From : Mouvement TSAR – Tout Sauf Andry Rajoelina