Raharaha Ninie Donia.
πͺππͺπ π¦πππππ¬ – Nandohalika nanao antso avo tamin’ny Filoham_pirenena mba hamoahana ny mpanakanto #NINIE_DONIA any Amponja i #WAWA, nandritra ny fanokafana ny festival #SomarΓ΄ho omaly.
Β©CrΓ©pin Be Ndragnahary