30/05/2023. ANALAVORY. Filoha Marc Ravalomanana (tohiny).
Tsy maintsy mihaona amin’ny Olom-pirenena eto Analavory aho androany. Tsy mihemotra amin’izay endrika herim-pamoretana isika. Aok’izay ny fampijaliana ny Malagasy, ny fanitsakitsahana ny Zo aman-kasina maha olona.
Leo Jadona ❗️Leo herim-pamoretana❗️Leo tampenam-bava❗️



