JIRAMA
TSY MAINTSY MITSITSY SOLIKA πŸš©π“π€πŒππ€π™πŽπ“π‘π€ πˆπ‘π€πˆπ’π€π’π€ππ“π€ππ€ππ€π‘πˆπ•πŽ (π‘πˆπ€) ℹ️ Ho fitsinjovana ny hain-tany sy ny faharitran’ny rano izay hita fa lasa aloha loatra, vokatry ny fiovaovan’ny toetr’andro, dia voatery mitsitsy ny solika mavesatra eo am-pelatanana ny orinasa JIRAMA. βœ… Hisy arak’izany ny 𝐟𝐚𝐑𝐚𝐭𝐚𝐩𝐚𝐑𝐚𝐧-𝐣𝐒𝐫𝐨 π¦π’πŸπšπ§ππ’π¦π›π² amin’ny 𝐚π₯𝐒𝐧𝐚, eo anelanelan’ny 𝟏𝟎 𝐎𝐫𝐚 𝐚π₯𝐒𝐧𝐚 𝐀𝐚 𝐑𝐚𝐭𝐫𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 πŸ“ 𝐎𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐒𝐧𝐚, izay 𝐑𝐚𝐑𝐚𝐫𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐎𝐫𝐚 𝟐 na πŸ‘ isaky ny fahatapahana.


Source From : Tia Tanindrazana