JIRAMA
TSY MAINTSY MITSITSY SOLIKA π©ππππππππππ πππππππ’ππππππππππππ (πππ) βΉοΈ Ho fitsinjovana ny hain-tany sy ny faharitran’ny rano izay hita fa lasa aloha loatra, vokatry ny fiovaovan’ny toetr’andro, dia voatery mitsitsy ny solika mavesatra eo am-pelatanana ny orinasa JIRAMA. β
Hisy arak’izany ny πππ‘ππππ©ππ‘ππ§-π£π’π«π¨ π¦π’πππ§ππ’π¦ππ² amin’ny ππ₯π’π§π, eo anelanelan’ny ππ ππ«π ππ₯π’π§π π€π π‘πππ«ππ¦π’π§’π§π² π ππ«π π¦ππ«ππ’π§π, izay π‘ππ‘ππ«π’ππ«π ππ«π π na π isaky ny fahatapahana.
Source From : Tia Tanindrazana