ASA MAIKA VOALOHANY ao amin’ny MAP PLUS:
“Malagasy ampy SAKAFO, salama sy tomady afaka miatrika ny fiainana”.
o Tsy maintsy hitondràna vahaolana haingana ny sakafo satria betsaka ny Malagasy no tena sahirana ankehitriny amin’ny fitadivana ny sakafo ho haniny.
Tsy afa-misaraka anefa ny fambolena sy ny sakafo. Aza adino afaka mamokatra tsara isika.
#Map_Plus
