ASA MAIKA VOALOHANY ao amin’ny MAP PLUS:

“Malagasy ampy SAKAFO, salama sy tomady afaka miatrika ny fiainana”.

o Tsy maintsy hitondràna vahaolana haingana ny sakafo satria betsaka ny Malagasy no tena sahirana ankehitriny amin’ny fitadivana ny sakafo ho haniny.

Tsy afa-misaraka anefa ny fambolena sy ny sakafo. Aza adino afaka mamokatra tsara isika.

#Map_Plus




Source From : Marc Ravalomanana – Ofisialy