Amidy @ vahiny tanteraka Madagasikara

Madagasikara Nosy feno harena tsy hita pesipesenina. Ilay firenena niangaran’Andriamanitra. Kanefa tapitra anjakan’ny vahiny i Madagasikara, amidin’ny mpitondra vahiny i Madagasikara. Tapitra mitrandraka eto avokoa izao tontolo izao. Ny Sinoa sy Karana sy ireo…



Source From : Hazavana Maneran-tany Pejy