Aody oh, zao ny paozy vao mifoha😝, atomboka @ sakafo maraina maivamaivana foana ny andro raha mbola afaka, « porridge avoine sy légumes » atoroko @ manaraka ndray ny fanao azy ho an’zay liana😉
Fa eto am-piandrasana aloha dia aza adino fa misy ny tsena en ligne « kapsule.shop » izay natao ho antsika diaspora iantsenana ho an’ny havana any Mada, ahitana pack isan-karazany, « solom-bodiakoho », « breakfast » sns…Tsotra ny fampiasa azy, ny vidiny koa mirary tsara.
Midira avy hatrany ary @ rohy ny site
www.kapsule.shop
