by All Madagascar | Aug 3, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Raharaha Ninie Donia. 𝗪𝗔𝗪𝗔 𝗦𝗔𝗟𝗘𝗚𝗬 – Nandohalika nanao antso avo tamin’ny Filoham_pirenena mba hamoahana ny mpanakanto #NINIE_DONIA any Amponja i #WAWA, nandritra ny fanokafana ny festival #Somarôho omaly. ©Crépin Be Ndragnahary Source From : Mada 100.8...
by All Madagascar | Aug 3, 2023 | Caricatures, Pov cartoon, Vaovao
Ny fanabeazana no mitaiza ny saina, ny toe-tsaina no mampiroborobo. #luttecontrelapauvrete #education #enseignement #cycledelapauvrete #povertycycle #dessindepov #povcartoon #povcartoonist #povcartoons Source From : Pov cartoonist
by All Madagascar | Aug 3, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Ry Malagasy ! Hay tokoa moa izany mbola handoa trosa amin’i ARENA sy ILO ary ILONA (vazaha) ny taranakao ? Aza kanosa ka manaiky ho marionetin’i Rainilaingarivony. Mitongava saina fa mampalahelo anakay. Ary tena mampalahelo anakay. Source From : Mouvement...
by All Madagascar | Aug 2, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Ny an’ny olona, any Afrika, miala amin’ny Mpanjanaka. Ny an’là nangataka ho frantsay. Dia tsy taitra mihitsy elà. Ahoana moa hoy i Koto ? Source From : Mouvement TSAR – Tout Sauf Andry Rajoelina
by All Madagascar | Aug 2, 2023 | Caricatures, Pov cartoon, Vaovao
Miala vazaha, misolo vazaha… dessin paru dans L’express Maurice #nigerfrance #RussieAfrique #dessindepov #povcartoons #povcartoon Source From : Pov cartoonist