by All Madagascar | Jul 30, 2023 | Gazety, Valosoa, Vaovao
Alahady 30 jolay 2023 – Marc Ravalomanana – Hanatrika ny fametrahana ny arseveka vaovao. EGLIZY MIARA-DIA Teny an-dalana hanatrika ny FAMETRAHANA NY ARSEVEKA VAOVAO ETO ANTANANARIVO MGR Jean de Dieu RAOELISON. Teny an-dalana hiaraka hivavaka...
by All Madagascar | Jul 30, 2023 | Fivavahana, FTV FJKM
Fanompoampivavahana FJKM ” Hevero ny fifidianan’ny Tompo” Alahady natokan’ny foibe FJKM hanohanana syhitondrànaam-bavaka ny Toeram-panomanana Mpitandrina (TPM) sy Toeram-panomanana Mpampianatra (IFRP) eto anivon’ny FJKM. FJKM Ankazomanga...
by All Madagascar | Jul 30, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Ny vendrana tahaka azy ihany angamba no mbola manohana an’ity. Ho azy sy ny minisitra Soafilira dia “1992-2023 = 41” (-31 no valiny marina) Vazaha tsy manana niveau CEPE toy izao no mitondra an’i Madagasikara ka tsy tokony mahagaga raha midina...
by All Madagascar | Jul 29, 2023 | Les 6% imbéciles, Politika
Tapitra androany ilay 1 VOLANA nolazain’i Ra8sentimetatra. Ca va tsara ve ianareo mponina eny Itaosy sy ny manodidina eny ? . From : Les 6% imbéciles
by All Madagascar | Jul 29, 2023 | Les 6% imbéciles, Politika
Ilaina ve i Koto ? Mety hitondra inona ho an’i Madagasikara moa lery ? From : Les 6% imbéciles