Ny vendrana tahaka azy ihany angamba no mbola manohana an’ity.
Ho azy sy ny minisitra Soafilira dia “1992-2023 = 41” (-31 no valiny marina)
Vazaha tsy manana niveau CEPE toy izao no mitondra an’i Madagasikara ka tsy tokony mahagaga raha midina ambanin’ny zéro toy izao ny fiainan’ny vahoaka.



Source From : Mouvement TSAR – Tout Sauf Andry Rajoelina