by All Madagascar | Jun 22, 2023 | Fivavahana, Mofonaina
Fiadanana. Mofon’aina ho anao. Zoma 23 jona 2023. Lio. 7: 1 – 10 IORENAN’NY FAHAFAHANA NY TOMPO -Jesoa manatona antsika. and-1 – and-2 Ary ny mpanompon’ny kapiteny anankiray, izay malalany, dia narary efa ho faty. . kapiteny: olona...
by All Madagascar | Jun 22, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Ity tetik’asa téléfiraka ity no tena endrika colonisation nokononkononin’ilay filohanareo vazaha. Orinasa frantsay daholo – 9 ny isany hatreto – no miasa sy mahazo volabe amin’io. 152 tapitrisa euros no trosan’ny taranaka malagasy...
by All Madagascar | Jun 22, 2023 | Les Indignés de Madagascar, Politika
Tratra ny nafenina : TSY MALAGASY INTSONY RAJOELINA ! Source From : Mouvement TSAR – Tout Sauf Andry...
by All Madagascar | Jun 20, 2023 | Fivavahana, Marka16-15
« Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Raha tsy latsaka ao amin’ny tany ny voambary ka maty, dia mitoetra foana izy; fa raha maty kosa izy, dia hahavokatra be. » (Jaona 12:24) Source
by All Madagascar | Jun 20, 2023 | Mahaleo, Mozika
Aza adino ny fotoana antsika From : mahaleo