by All Madagascar | Jun 22, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Ary raha mitsangana mivavaka ianareo, ka misy olona anananareo alahelo, dia mamelà ny helony, mba havelan’ny Rainareo Izay any an-danitra kosa ny helokareo. » (Marka 11:25) Source
by All Madagascar | May 11, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin’ilay mampahery ahy. » (Filipiana 4:13) Source
by All Madagascar | May 10, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Ny fitiavana mahari-po sady mora fanahy; ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo, tsy manao izay tsy mahamendrika, tsy mitady ny azy, tsy mora sosotra, tsy manao otri-po, » (1 Korintiana 13: 4- 5) Source
by All Madagascar | Apr 22, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Mazotoa, fa aza malaina, ary aoka hafana fo amin’ny fanompoana ny Tompo. » (Romana 12:11) Source
by All Madagascar | Apr 15, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Fa sanatria raha mba misy hataoko rehareha afa-tsy ny hazo fijalian’i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nahavoahombo izao tontolo izao tamin’ny hazo fijaliana, raha ny amiko, ary izaho kosa, raha ny amin’izao tontolo izao. » (Galatiana 6:14)...