by All Madagascar | Mar 15, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Fa tiava ny fahavalonareo, ary manaova soa, dia mampisambora, fa aza kivy na amin’inona na amin’inona*, dia ho lehibe ny valim-pitianareo, ary ho zanaky ny Avo Indrindra ianareo; fa Izy mora fanahy amin’izay tsy misaotra sy ny ratsy fanahy.[*Na:...
by All Madagascar | Mar 8, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Tandremo ny fonao mihoatra noho izay rehetra tokony hotandremana; Fa avy ao aminy no ihavian’ny aina. » (Ohabolana 4:23) Source
by All Madagascar | Feb 23, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Fa sitraky ny Ray ho ao aminy no hitoeran’ny fahafenoana rehetra, » (Kolosiana 1:19) Source
by All Madagascar | Feb 10, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo, dia ho afaka tokoa ianareo. » (Jaona 8:36) Source
by All Madagascar | Feb 3, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Ary hoy koa Jesosy tamin’izy rehetra: Raha misy ta-hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany, dia hitondra ny hazo fijaliany isan’andro ka hanaraka Ahy. » (Lioka 9:23) Source
by All Madagascar | Jan 13, 2022 | Fivavahana, Marka16-15
« Fa izay efa maty dia afaka amin’ny ota. » (Romana 6:7) Source