by All Madagascar | May 10, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Aza manome fitoerana ho an’ny devoly. » (Efesiana 4:27) Source
by All Madagascar | May 3, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay. » (Hebreo 13:8) Source
by All Madagascar | Apr 20, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Fa izay rehetra naterak’Andriamanitra dia maharesy izao tontolo izao; ary ny fandresena izay enti-maharesy izao tontolo izao dia ny finoantsika. » (1 Jaona 5:4) Source
by All Madagascar | Apr 15, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandondòna; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana, dia hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy, ary izy amiko. » (Apokalypsy 3:20) Source
by All Madagascar | Feb 26, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Inona ary no holazaintsika ny amin’izany zavatra izany? Raha Andriamanitra momba antsika, iza no hahatohitra antsika? » (Romana 8:31) Source
by All Madagascar | Feb 23, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Ny zavatra rehetra samy manana ny fotoany avy, ary samy manana ny androny avy ny raharaha rehetra aty ambanin’ny lanitra: » (Mpitoriteny 3:1) Source