by All Madagascar | Jan 28, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Fa na mivily ho amin’ny an-kavanana ianao, na mivily ho amin’ny ankavia, ny sofinao dia handre teny ao ivohonao manao hoe: Ity no lalana, ka andehano. » (Isaia 30:21) Source
by All Madagascar | Jan 23, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Fa fantatry ny velona fa ho faty izy; fa ny maty kosa tsy mba mahalala na inona na inona, ary tsy manana valim-pitia intsony izy; fa hadino ny fahatsiarovana azy. » (Mpitoriteny 9:5) Source
by All Madagascar | Jan 20, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Ka dia ho fantatry ny jentilisa sisa manodidina anareo fa Izaho Jehovah no manorina indray ny efa rava sy mamboly izay efa foana. Izaho Jehovah no niteny sady hahatanteraka izany. » (Ezekiela 36:36) Source
by All Madagascar | Jan 18, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Fa hoy Jehovah tamin’i Samoela: Aza mijery ny tarehiny na ny hahavon’ny tsanganany, fa efa nolaviko izy; fa tsy mba toy ny fijerin’ny olona no fijerin’i Jehovah; fa ny olona mijery ny miseho eo ivelany, fa Jehovah kosa mijery ny fo. » (1...
by All Madagascar | Jan 16, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Ny fon’ny olona mihevitra tsara ny halehany; Fa Jehovah ihany no mahalavorary ny diany. » (Ohabolana 16:9) Source
by All Madagascar | Jan 14, 2021 | Fivavahana, Marka16-15
« Zaro amin’izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin’izany. » (Ohabolana 22:6) Source