by All Madagascar | Jul 29, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Fa tsy menatra ny filazantsara aho; fa herin’Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino izany, amin’ny Jiosy aloha, dia vao amin’ny jentilisa koa.(Romana 1:16) Source
by All Madagascar | Jul 14, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Aza sarahina amin’ny finoana ny sitrapon’Andriamanitra raha tsy te ho diso fanantenana. Source
by All Madagascar | Jul 2, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Ny hevitra rehetra dia aorin’ny fisainana, Ary ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady. (Ohabolana 20:18) Source
by All Madagascar | Jun 30, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Sambatra izay manaiky sy ny mihaino ny tenin’ity faminaniana ity ka mitandrina izay voasoratra ato anatiny; fa antomotra ny andro. (Apokalypsy 1:3) Source
by All Madagascar | Jun 26, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo, dia ho afaka tokoa ianareo. (Jaona 8:36) Source
by All Madagascar | Jun 20, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Mihavàna amin’Andriamanitra anie ianareo. (2 Korintiana 5:20b) Source