by All Madagascar | Aug 25, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Nampahorina Izy, nefa nanetry tena ka tsy niloa-bava, dia tahaka ny zanak’ondry entina hovonoina, sy tahaka ny ondrivavy izay moana eo anatrehan’ny mpanety azy, eny, tsy niloa-bava Izy. (Isaia 53:7) Source
by All Madagascar | Aug 20, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Na dia miteny amin’ny fitenin’ny olona sy ny anjely aza aho, kanefa tsy manana fitiavana (Agape), dia tonga varahina maneno sy kipantsona mikarantsana aho. (1 Korintiana 13:1) Source
by All Madagascar | Aug 18, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Ny fitiavana tsy manisy ratsy ny namana; koa dia ny fitiavana no fahatanterahana ny lalàna. (Romana 13:10) Source
by All Madagascar | Aug 15, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Omeo izay mangataka aminao; ary aza ilaoza-mihodina izay te hisambotra aminao. (Matio 5:42) Source
by All Madagascar | Aug 12, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
“Andriamanitra manohitra ny mpiavonavona, fa manome fahasoavana ho an’ny manetry tena”. (Jakoba 4:6) Source
by All Madagascar | Aug 5, 2020 | Fivavahana, Marka16-15
Jehovah mahafoana ny fisainan’ny firenen-tsamy hafa; Mahatsinontsinona ny hevitry ny olona Izy. (Salamo 33:10) Source